13 Ary hoy ny mpanjaka taminy: Aza matahotra; fa inona no hitanao? Ary hoy ravehivavy tamin'i Saoly: Andriamanitra miakatra avy amin'ny tany no hitako.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28
Jereo 1 Samoela 28:13 amin'ny teny manodidina.