1 Samoela 28:2 MG1865

2 Ary hoy Davida tamin'i Akisy: Amin'izao dia ho fantatrao tokoa izay hain'ny mpanomponao hatao. Ary hoy Akisy tamin'i Davida: Noho izany dia hataoko mpiaro ny lohako mandrakizay ianao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28

Jereo 1 Samoela 28:2 amin'ny teny manodidina.