1 Samoela 28:3 MG1865

3 (Ary efa maty Samoela, ka ny Isiraely rehetra efa nisaona azy sy nandevina azy tao Rama, dia tao an-tanànany. Ary efa noroahin'i Saoly hiala amin'ny tany izay nanao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao hatsarana.)

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28

Jereo 1 Samoela 28:3 amin'ny teny manodidina.