1 Samoela 28:4 MG1865

4 Ary ny Filistina nivory, dia tonga ka nitoby tao Sonema; fa Saoly namory ny Isiraely rehetra, ka nitoby tao Gilboa kosa ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28

Jereo 1 Samoela 28:4 amin'ny teny manodidina.