1 Samoela 28:20 MG1865

20 Dia lavo niampatra tamin'ny tany niaraka tamin'izay Saoly ka raiki-tahotra indrindra noho ny tenin'i Samoela; sady efa tsy nisy hery intsony izy, satria tsy nihinan-kanina indray andro sy indray alina maninjitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28

Jereo 1 Samoela 28:20 amin'ny teny manodidina.