22 Koa ankehitriny, masìna ianao, mba henoy kosa ny tenin'ny ankizivavinao, ary aoka aho handroso sombin-kanina kely eo anoloanao; dia hano izany mba hahatanjaka anao, raha handeha amin'ny alehanao ianao.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28
Jereo 1 Samoela 28:22 amin'ny teny manodidina.