23 Fa tsy nety izy, fa hoy izy: Tsy hihinana aho. Fa ny mpanompony sy ravehivavy mbola nanery azy ihany, ka dia nihaino ny feony izy. Dia nitsangana izy ka nipetraka teo am-parafara.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28
Jereo 1 Samoela 28:23 amin'ny teny manodidina.