1 Samoela 28:25 MG1865

25 Ary narosony teo anoloan'i Saoly sy teo anoloan'ny mpanompony izany; dia nihinana izy ireo, ary dia niainga ka lasa nandeha tamin'iny alina iny ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28

Jereo 1 Samoela 28:25 amin'ny teny manodidina.