1 Samoela 28:6 MG1865

6 Ary Saoly dia nanontany tamin'i Jehovah, fa Jehovah tsy namaly azy, na tamin'ny nofy, na tamin'ny Orima, na tamin'ny mpaminany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28

Jereo 1 Samoela 28:6 amin'ny teny manodidina.