1 Samoela 28:7 MG1865

7 Ary hoy Saoly tamin'ny mpanompony: Itadiavo vehivavy manao azy ho tsindrian-javatra aho hankanesako any hanontaniako aminy. Ary hoy ny mpanompony taminy: Indro, misy vehivavy manao azy ho tsindrian-javatra eo Andora.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28

Jereo 1 Samoela 28:7 amin'ny teny manodidina.