1 Samoela 28:8 MG1865

8 Dia nanova tarehy Saoly ka nitafy fitafiana hafa, dia nandeha izy sy ny olona roa lahy nanaraka azy ka tonga tao amin-dravehivavy nony alina; ary hoy izy: Masìna ianao, manaova fankatovana ho ahy amin'ny zavatra manindry anao, ka ampiakaro ho etỳ amiko izay hotononiko aminao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28

Jereo 1 Samoela 28:8 amin'ny teny manodidina.