23 Fa hoy Davida: Aza manao izany amin'izay nomen'i Jehovah antsika, ry rahalahy; fa niaro antsika Izy, ary natolony teo an-tanantsika ny jirika izay tonga namely antsika.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30
Jereo 1 Samoela 30:23 amin'ny teny manodidina.