1 Samoela 30:24 MG1865

24 Koa iza no hanaiky anareo amin'izany? Fa tahaka ny anjaran'izay nidina hiady ihany no ho anjaran'izay nitoetra tamin'ny entana: hiara-misalahy izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30

Jereo 1 Samoela 30:24 amin'ny teny manodidina.