7 Ary hoy Davida tamin'i Abiatara mpisorona, zanak'i Ahimeleka: Masìna ianao, ento etỳ amiko ny efoda. Dia nentin'i Abiatara teo amin'i Davida ny efoda.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30
Jereo 1 Samoela 30:7 amin'ny teny manodidina.