1 Samoela 30:8 MG1865

8 Ary Davida nanontany tamin'i Jehovah hoe: Henjehiko va izany jirika izany? Ho tratro va izy? Dia namaly azy Jehovah hoe: Enjeho izy, fa ho tratranao tokoa ary ho rarakao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30

Jereo 1 Samoela 30:8 amin'ny teny manodidina.