1 Samoela 4:13 MG1865

13 Ary raha tonga izy, indro, Ely nipetraka teo amin'ny sezany ka nitazana teo amoron-dalana, fa niemponempona ny fony noho ny fiaran'Andriamanitra. Ary nony tonga tao an-tanàna ralehilahy ka nilaza, dia nidradradradra ny tao an-tanàna rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 4

Jereo 1 Samoela 4:13 amin'ny teny manodidina.