1 Samoela 4:14 MG1865

14 Ary rehefa ren'i Ely ny feo midradradradra, dia hoy izy: Inona izao feo mitabataba izao? Ary ilay lehilahy nanatona faingana ka nilaza tamin'i Ely.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 4

Jereo 1 Samoela 4:14 amin'ny teny manodidina.