1 Samoela 5:10 MG1865

10 Ary dia naterin'ny olona nankany Ekrona ny fiaran'Andriamanitra. Ary raha vao tonga tany Ekrona ny fiaran'Andriamanitra, dia nitaraina ny Ekronita nanao hoe: Efa nafindran'ny olona ho atỳ amintsika ny fiaran'ny Andriamanitry ny Isiraely hahafaty antsika sy ny firenentsika.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 5

Jereo 1 Samoela 5:10 amin'ny teny manodidina.