1 Samoela 5:9 MG1865

9 Ary rehefa voafindrany ny fiara, dia namely ny tanàna ny tànan'i Jehovah ka nampangorohoro azy indrindra, fa Izy namely ny mponina tao an-tanàna, na kely na lehibe, ka nisy vay nipoipoitra taminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 5

Jereo 1 Samoela 5:9 amin'ny teny manodidina.