1 Samoela 6:16 MG1865

16 Ary raha hitan'ireo andriana dimy tamin'ny Filistina izany, dia niverina nankany Ekrona androtrizay ihany izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6

Jereo 1 Samoela 6:16 amin'ny teny manodidina.