1 Samoela 6:17 MG1865

17 Ary izao no sary volamenan'ny vay naterin'ny Filistina ho fanati-panonerana ho an'i Jehovah: an'i Asdoda iray, an'i Gaza iray, an'i Askelona iray, an'i Gata iray, an'i Ekrona iray;

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6

Jereo 1 Samoela 6:17 amin'ny teny manodidina.