19 Ary Jehovah namely ny mponina tao Beti-semesy noho ny nijerijeren'ireo ny fiarany, ka dia olona fito-polo amby dimy alina no maty; dia nisaona ny olona, satria nasian'i Jehovah, ka be dia be no maty.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6
Jereo 1 Samoela 6:19 amin'ny teny manodidina.