1 Samoela 6:20 MG1865

20 Ary hoy ny mponina tao Beti-semesy: Iza no mahajanona eo anoloan'izao Jehovah Andriamanitra masina izao? Ary ho amin'iza no hiakarany, rehefa miala amintsika?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6

Jereo 1 Samoela 6:20 amin'ny teny manodidina.