1 Samoela 7:12 MG1865

12 Ary Samoela naka vato ka nanorina azy teo anelanelan'i Mizpa sy Sena, ary ny anarany nataony hoe Ebenezera; fa hoy izy: Efa novonjen'i Jehovah isika hatramin'izao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 7

Jereo 1 Samoela 7:12 amin'ny teny manodidina.