1 Samoela 7:17 MG1865

17 Dia niverina ho any Rama indray izy, fa tao ny tranony; ary nitsara ny Isiraely tao izy sady nanorina alitara tao ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 7

Jereo 1 Samoela 7:17 amin'ny teny manodidina.