1 Samoela 7:9 MG1865

9 Dia naka zanak'ondry mbola minono Samoela ka nanatitra azy ho fanatitra dorana ho an'i Jehovah; dia nitaraina tamin'i Jehovah ho an'ny Isiraely Samoela, ary nihaino azy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 7

Jereo 1 Samoela 7:9 amin'ny teny manodidina.