1 Samoela 7:10 MG1865

10 Ary raha mbola nanatitra ny fanatitra dorana Samoela, dia nanatona ny Filistina hiady amin'ny Isiraely; fa Jehovah nampikotrokorana mafy tamin'ny Filistina tamin'izany andro izany ka nampifanaritaka azy, dia resy teo anoloan'ny Isiraely izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 7

Jereo 1 Samoela 7:10 amin'ny teny manodidina.