1 Samoela 8:5 MG1865

5 ka nanao taminy hoe: Indro, efa antitra ianao, ary ny zanakao tsy manaraka ny dianao; koa manendre mpanjaka ho anay hitsara anay, tahaka ny firenena rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 8

Jereo 1 Samoela 8:5 amin'ny teny manodidina.