6 Fa tsy sitrak'i Samoela ny nanaovan'ny olona hoe: Omeo mpanjaka izahay hitsara anay. Dia nivavaka tamin'i Jehovah Samoela.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 8
Jereo 1 Samoela 8:6 amin'ny teny manodidina.