1 Samoela 8:7 MG1865

7 Ary hoy Jehovah tamin'i Samoela: Henoy ihany ny tenin'ny olona amin'izany rehetra lazainy aminao; fa tsy ianao no laviny, fa Izaho no laviny tsy hanjaka aminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 8

Jereo 1 Samoela 8:7 amin'ny teny manodidina.