1 Samoela 8:8 MG1865

8 Araka ny asa rehetra izay nataony hatramin'ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany Egypta ka mandraka androany, dia ny nahafoizany Ahy sy ny nanompoany andriamani-kafa, dia toy izany koa no ataony aminao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 8

Jereo 1 Samoela 8:8 amin'ny teny manodidina.