1 Tantara 10:12 MG1865

12 dia niainga ny lehilahy mahery rehetra naka ny fatin'i Saoly sy ny fatin'ny zanany ka nitondra azy ho any Jabesy, ary nandevina ny taolany teo ambanin'ilay hazo terebinta tany Jabesy izy, ary dia nifady hanina hafitoana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 10

Jereo 1 Tantara 10:12 amin'ny teny manodidina.