1 Tantara 10:13 MG1865

13 Eny, maty Saoly noho ny nivadihany tamin'i Jehovah, dia noho ny tsy nitandremany ny tenin'i Jehovah sy noho ny nakany saina tamin'izay nanao azy ho tsindrian-javatra

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 10

Jereo 1 Tantara 10:13 amin'ny teny manodidina.