1 Tantara 10:9 MG1865

9 Dia nesoriny ny akanjony, ka nentiny ny lohany sy ny fiadiany, ary dia naniraka tany amin'ny tanin'ny Filistina manodidina izy hanambara izany zavatra mahafaly izany tamin'ny sampiny sy ny olona.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 10

Jereo 1 Tantara 10:9 amin'ny teny manodidina.