1 Tantara 11:20 MG1865

20 Ary Abisay, rahalahin'i Joaba, no lehibe tamin'izy telo lahy; fa izy koa namely telonjato lahy tamin'ny lefona ka nahafaty azy, ka dia izy no nalaza tamin'izy telo lahy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 11

Jereo 1 Tantara 11:20 amin'ny teny manodidina.