1 Tantara 11:21 MG1865

21 Eny, tamin'izy telo lahy dia izy no nanana voninahitra mihoatra noho ny azy roa lahy, fa izy no lehibeny; nefa tsy nahomby azy telo lahy teo izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 11

Jereo 1 Tantara 11:21 amin'ny teny manodidina.