1 Tantara 11:22 MG1865

22 Ary Benaia, zanak'i Joiada, zanaky ny lehilahy mahay tany Kabzela, izay nahavita asa be, izy no nahafaty ny roa lahy mahery tany Moaba; ary izy koa no nidina namono ny liona tao anatin'ny lavaka fantsakana tamin'ilay andro nisy oram-panala iny.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 11

Jereo 1 Tantara 11:22 amin'ny teny manodidina.