1 Tantara 12:31 MG1865

31 Ary tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia valo arivo amby iray alina, izay notononina anarana ho avy hampanjaka an'i Davida.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 12

Jereo 1 Tantara 12:31 amin'ny teny manodidina.