1 Tantara 12:32 MG1865

32 Ary tamin'ny taranak'Isakara dia roanjato no lohany, samy nahay namantatra tsara izay fotoana mety ka nahalala izay lokony hataon'ny Isiraely; ary ny rahalahiny rehetra nanaraka ny teniny.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 12

Jereo 1 Tantara 12:32 amin'ny teny manodidina.