37 Ary avy tany an-dafin'i Jordana, tamin'ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen'i Manase, nisy roa alina amby iray hetsy nitana fiadiana samy hafa rehetra.
Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 12
Jereo 1 Tantara 12:37 amin'ny teny manodidina.