1 Tantara 12:38 MG1865

38 Ireo miaramila rehetra ireo, izay nahay nilahatra tsara, dia niray fo nankany Hebrona hampanjaka an'i Davida amin'ny Isiraely rehetra; ary ny sisa rehetra tamin'ny Isiraely koa niray fo hampanjaka an'i Davida.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 12

Jereo 1 Tantara 12:38 amin'ny teny manodidina.