1 Tantara 15:11 MG1865

11 Ary Davida niantso an'i Zadoka sy Abiatara mpisorona sy ny Levita, dia Oriela sy Asaia sy Joela sy Semaia sy Eliala ary Aminadaba,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 15

Jereo 1 Tantara 15:11 amin'ny teny manodidina.