1 Tantara 15:12 MG1865

12 ka nanao taminy hoe: Hianareo lohan'ny fianakavian'ny Levita, hamasino ny tenanareo, dia ianareo sy ny rahalahinareo, mba hampakaranareo ny fiaran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ho ao amin'ilay namboariko ho azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 15

Jereo 1 Tantara 15:12 amin'ny teny manodidina.