1 Tantara 15:17 MG1865

17 Ka dia notendren'ny Levita Hemana, zanak'i Joela; ary tamin'ny rahalahiny dia Asafa, zanak'i Berekia; ary tamin'ny taranak'i Merary rahalahiny dia Etana, zanak'i Kosaia;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 15

Jereo 1 Tantara 15:17 amin'ny teny manodidina.