1 Tantara 15:18 MG1865

18 ary naman'ireo ihany koa ny rahalahiny manarakaraka, dia Zakaria sy Bena sy Jaziela sy Semiramota sy Jehiela sy Ony sy Eliaba sy Benaia sy Mahaseia sy Matitia sy Elifeleho sy Mikneia sy Obed-edoma ary Jeiela, mpiandry varavarana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 15

Jereo 1 Tantara 15:18 amin'ny teny manodidina.