1 Tantara 16:35 MG1865

35 Ary manaova hoe: Vonjeo izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, ary angòny izahay, ka vonjeo tsy ho azon'ny jentilisa, Mba hisaoranay ny anaranao masina, ka ho reharehanay ny fiderana Anao.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 16

Jereo 1 Tantara 16:35 amin'ny teny manodidina.