1 Tantara 16:36 MG1865

36 Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, hatramin'ny taloha indrindra ka ho mandrakizay. Ary ny olona rehetra nanao hoe: Amena, sady nidera an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 16

Jereo 1 Tantara 16:36 amin'ny teny manodidina.