1 Tantara 16:37 MG1865

37 Ary Asafa sy ny rahalahiny dia navelan'i Davida teo anoloan'ny fiaran'ny faneken'Jehovah hanao fanompoam-pivavahana ao mandrakariva araka ny raharaha tokony hatao isan'andro,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 16

Jereo 1 Tantara 16:37 amin'ny teny manodidina.