1 Tantara 16:39 MG1865

39 Ary Zadoka mpisorona sy ny mpisorona rahalahiny dia navelany teo anoloan'ny tabernakelin'i Jehovah teo amin'ny fitoerana avo any Gibeona,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 16

Jereo 1 Tantara 16:39 amin'ny teny manodidina.