1 Tantara 16:40 MG1865

40 hanatitra fanatitra dorana ho an'i Jehovah marain-tsy hariva eo amin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana mandrakariva, ary hanao araka izay rehetra voasoratra ao amin'ny lalàn'i Jehovah, izay nandidiany ny Isiraely,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 16

Jereo 1 Tantara 16:40 amin'ny teny manodidina.